Teny iditra manandrankandrana (kandrankandrana (kandrana))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny frantsay   hasarder [Rakotonaivo 1993]
Ohatra   Aleo manandrankandrana mamonjy olo-meloka toy izay manameloka tsy manan-tsiny (Il vaux mieux hasarder de sauver un coupable que de condamner un innocent) [Voltaire] [Rakotonaivo 1993, takila 479]
Ny bikany  
manandrankandrana
manandrankandran-
manandrankandram-
manandrankandra-
nanandrankandrana
nanandrankandran-
nanandrankandram-
nanandrankandra-
hanandrankandrana
hanandrankandran-
hanandrankandram-
hanandrankandra-
Fitovian-keviteny   mitsapa vintana

Nohavaozina tamin' ny 2016/10/13