Teny iditra manandratra (sandratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manainga ho ambony: Manandra-tanana
¶ Mampanehoeho, manome laza: Izay manandra-tena dia haetry [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to lift up : to promote to a higher position or dignity [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay soulever; promouvoir en grade ou dignité [Hallanger 1974]
Endriteny 
manandratra
nanandratra
hanandratra
manandrata
Ohatra Mitoka-toerana ny lehilahy sy ny vehivavy ary samy manandratra izay ho afany, na vavaka iaraha-manao izany na hira iaraha-miredona; [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 18]

2013/11/06