Teny iditra manandrify (tandrify)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manatrika ny, mifanatrika amy: Manandrify ny tranonay ny tranony [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manandrify
Ny lasa : nanandrify
Ny hoavy : hanandrify
Filaza mandidy : manandrifia
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05