Teny iditra manandrina (handrina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mijery tsara manatrika amin' ny maso feno fandrahonana
Manohitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be excited or aroused, so as to look earnestly at, as if preparing for answering or resisting; to be on one's mettle. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Regarder en face, avec colère, résister, tenir tête [1.3]
Ohatra Fiovàna lehibe teo amin' ny Malagasy izany fahasahiana manandrina ny fahefàna misy ary mijoro amin' izay heverin' ny sainy fa marina [2.366]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manandrina
Ny lasa : nanandrina
Ny hoavy : hanandrina
Filaza mandidy : manandrìna

Teny iditra manandrìna (handrina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manandrina [fitanisana]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/08