Teny iditra manandroka (tandroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mametaka tandroka ampiasaina ho toy ny vantozy [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay appliquer comme ventouse une corne dans laquelle on aspire fortement
¶ metter des cornes ou tandro-drano à une maison [Abinal 1888]
 appliquer une corne évidée d'un boeuf, percée à son sommet, et aspirer fortement; c'est ainsi qu'on faisait les ventouses [Boiteau 1997]
Endriteny 
manandroka
nanandroka
hanandroka
manandroha

Teny iditra manandroka (androka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mamory, manangona [Rakotosaona 1975]
Fandikana anglisy  [Provincial] to gather cattle together, to mass together [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31