Teny iditra mananetinkena (mananety, hena)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Didin-kena manaraka ny voan-kena na ny hena eo amin' ny tampon-damosin' ny omby [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   la partie supérieure des côtés du boeuf qui longe l'épine dorsale, aloyaux du boeuf [Abinal 1888]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   mananety ~ mananetiny

Nohavaozina tamin' ny 2011/10/30