Teny iditra mananga (anga)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Miseho ho kanosa [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   se montrer lâche [Abinal 1888]
Voambolana  
Ny bikany  
mananga
nananga
hananga
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra mananga (anga)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandeha ran' orona [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   saigner du nez [Abinal 1888]
Voambolana  
Ny bikany  
mananga
nananga
hananga

Teny iditra mananga
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   mivoaka ny faritanim-poko Antaisaka mba hitady vola sy omby [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2015/02/24