Teny iditra manangam-bovona
Singan-teny manangana ; vovona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny olona na ny biby vonon-kandramatra; tezitra na ta-hampitahotra ka mitsangana ny volo ao an-katoka [1.1]
Tovy hevitra manangam-bombo ~ manangam-bombona
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26