Teny iditra manangana efitra (tsangana, efitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza olona manao izay hisarahana amin' ny hafa izay niaraka taminy teo aloha [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay Susciter un motif, une occasion pour se séparer [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31