Teny iditra manangan-jaza (tsangana, zaza)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy milaza ampahibemaso na eo amin' ny fanjakana fa io zaza io dia ho anisan' ny handova azy; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona dia zanahina ka mahazo mandova ny fananan' ny tena [Rajemisa 1985]
Teny mifanohi-kevitra 
Ohatra ... raha mananganjaza na manary zaza manome volatsivaky [Callet: Tantara, takila 305]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31