Teny iditra manangan-tsampona (angana, sampona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy miteraka fahasahiranana tampoka, toy ny resaka na tsaho mampihorohoro sy mampitebiteby [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31