Teny iditra manangoly (angoly)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manambitamby mba hametsena: Kinga ery izy manangoly ny vahoaka
¶ Mitaona olona amin' ny teny na fijery malefaka mba hahavoa azy: Loza iny raha zazalahy hanangoly
¶ Manome vola na kadoa olonamba hitaona azy tsy hanao ny adidiny
¶ Jer. kolikoly [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to cheat, to deceive, to ensnare. [Richardson 1885]
   to lead astray [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   séduire, tromper [Hallanger 1974]
Ny bikany  
manangoly
nanangoly
hanangoly
manangole

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/21