Teny iditra manangongo (angongo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mampiavovona na mampitoby zavatra mitamba-be: Manangongo vato [Rajemisa 1985]
Endriteny  
manangongo
nanangongo
hanangongo
manangongoa

2013/03/21