Teny iditra mananika (anika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha miakatra eny ambony: Mananika tendrombohitra
¶ Manamy, mamely: Manani-bohitra
¶ Efa manatona ny taona faha...: Mananika ny fahadimampolo taonany izy. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to climb up something, to ascend; to attack a town; fig. to attempt to do a difficult thing. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay grimper [SLP 1986]
Endriteny 
mananika
nananika
hananika
mananiha
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Mba efa nanomboka ho lehibe rahateo izy, mananika ny fahatelopolon' ny taonany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 162]
2Kotsa avokoa noho ny fiantsapin' ny onja mananika ny lampihazo ny fitafianay enin-dahy. [Andriamalala: Ranomasina, takila 15]

Teny iditra mañanika
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] mihanika, mitanika, manao toaka [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] mihanika [Rakotosaona 1972]

2012/04/22