Teny iditra mananiky
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   misitily ahazoana aìkôla [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   distiller [SLP: Voambolana]
Endriteny  
mananiky
nananiky
hananiky

Teny iditra mañaniky
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Bara, Taisaka, Tanosy] mihanika [Rakotosaona 1972]

2010/05/14