Teny iditra manan-jo (anana, zo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ¶ manan-kasina, mananjara, ambinina, sambatra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy fortunate; having the right to certain things [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay heureux [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 fortuné, à qui tout réussit
¶ se dit aussi des choses estimées, qui ont de la vogue [Abinal 1888]
 qui possède certains droits [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
manan-jo
nanan-jo
hanan-jo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31