Teny iditra manano (ano)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [ mañano ] manao [Antambahoaka, Antesaka, Bezanozano, Sihanaka, Tanala] [Rakotosaona 1972]
   Miadidy, mikarakara. [Rajemisa 1985]
   manao asa na mikarakara zavatra [Akademia 2005]
Dikanteny anglisy   provincial for manao. [Richardson 1885]
Ny bikany  
manano
nanano
hanano
mananova
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra mañaño
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   maty [Bara] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mañaño
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   mamerina indray [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2012/04/22