Teny iditra mananona (anona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy to complete. (Prov.) [Richardson 1885]
Endriteny 
mananona
nananona
hananona

Teny iditra mananona (anona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao zavatra iray izay tsy lazaina mazava: Io manko i Bozy ô! ny olona mananona fotsiny dia atosiny! [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy lit. to "so-and-so" anything. Note to imp. and rel. from ano, used here. When referring to persons the personal article I- or ra- is prefixed, as : Ianona, Ranona. [Richardson 1885]
Endriteny 
mananona
nananona
hananona
mananova

2012/04/22