Teny iditra mananotena
Singan-teny manano ; tena
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Olona miahy tena irery, mikarakara tena irery, olona tsy manambady
Vehivavy maty vady: Ampio ny kamboty sy ny mananotena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ manano tena ] Veuf, veuve, célibataire [1.3]
Ohatra Zanaky ny manano tena, tsy ory tsy manana, saingy mpiasan' ny tranombarotra ngeza iray teto Toamasina izy [2.5]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16