Teny iditra mananta (hanta)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampihanta, manarana, tsy mahavely vava am-boa ny..., rainazy amin' ny...: Loza raha hananta an-janany io vehivavy io ka naditra aoka izany ilay izy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mananta
nananta
hananta
manan

Teny iditra manan (hanta)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mananta [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/21