Teny iditra manantatra (santatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manomboka (hanao zavatra)
¶ Manandrana mihinana ny voalohambokatra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manantatra
nanantatra
hanantatra
manantara

2010/05/14