Teny iditra manantena (antena (tena))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Matoky fa hahazo: Manantena ny lanitra ny kristianina. / Manantena aho fa raha vao tonga ianao dia hanoratra
¶ Manampo, mikasa: Nanantena ny handeha aho, nefasendra sampona ka tsy lasa
¶ Miandry: Manantena anay izy rahampitso hiara hisakafo aminy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to hope for, to expect. [Richardson 1885]
 to hope, to expect [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay espérer, s'attendre à [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
manantena
nanantena
hanantena
manante
Teny nalaina 

Teny iditra manante (antena (tena))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manantena [firaketana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/21