Teny iditra manantsasaka (antsasaka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mamela hipetraka elaela mba hamorivory, [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to ripen fruit, etc., by artificial means. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   faire mûrir par la fermentation. [Abinal 1888]
Ny bikany  
manantsasaka
nanantsasaka
hanantsasaka
manantsasaha

Nohavaozina tamin' ny 2012/04/22