Teny iditra manantsoroka (soroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitondra an-tsoroka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To put or carry on the shoulder [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Charger sur l'épaule [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manantsoroka
Ny lasa : nanantsoroka
Ny hoavy : hanantsoroka
Filaza mandidy : manantsoroha
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20