Teny iditra manan-tsy mamanga (anana, tsy, vanga)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy mahazo fotsiny tsy mividy, mahazo zavatra maimaimpoana, tsy mividy vola [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay obtenir gratis, sans travail, comme en don ou en héritage [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31