Teny iditra mananty (tanty)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miandry zavatra hianjera ka mandray io zavatra io amin' ny tanana velarina: Tsy mahay mananty baolina ialahy
¶ Mangataka: Mananty an-tanan-droa aminao, Tompoko [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to hold out both hands for something; to collect in a basket [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay recevoir sur les deux mains; ramasser dans un panier [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
mananty
nananty
hananty
manantaza
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31