Teny iditra mananty loza
Singan-teny mananty ; loza
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitsena loza, mitono tena amin' ny loza, manatom-paty
Manao vy very, manao anjolofo, manaboamaty, mananty voina, manao mosalahy [1.1]
Tovy hevitra manaton-doza
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16