Teny iditra manany (any)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy to prepare yarn finally for weaving. [Richardson 1885]
Endriteny 
manany
nanany
hanany
manania

Teny iditra mañany
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] makaka, manify [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mañañy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] mankany ananina [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manañy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tanosy] mangatsiaka [Rakotosaona 1972]

2010/05/14