Teny iditra manao aina tsy ho zavatra (aina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [Richardson 1885]
Teny mitovy hevitra mitono aina ~ mivarotra aina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31