Teny iditra manao alasafay
Singan-teny manao ; ala safay
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nanao alasafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake. [1.2]
Tovy hevitra miala safay ~ misafay

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16