Teny iditra manao alokely (tao, alokely)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy enti-milaza ny vary masaka alohan' ny namany ka mova tsy ny manaloka kely azy ireo [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay Se dit d’un champ de riz où il y a des épis mûrs avant les autres [Abinal 1888]
Mpanahaka  manao alobe

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31