Teny iditra manao am-batonikaky (tao, any, vato, ikaky)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mandraikitra zavatra indray mandeha, ka tsy azo ovana intsony io; mihenahena amin' ny teny natao, toy ny mpivarotra tsy azo iadiam-barotra [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31