Teny iditra manao am-pihi-mamba (tao, fihina, mamba)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tsy mamela izay azo (enti-milaza olona tia tena, mpanao mamifovelona) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to act selfishly. [Richardson 1885]

2009/10/20