Teny iditra manao anaty fo maharary (tao, aty, fo, rary)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny zanaka no ao anaty fo ka tiana, koa raha misy miady dia ny an' ny tena ihany no ombana [Rajemisa 1985]

2010/11/24