Teny iditra manao bontolo fotsiny amin' izao (tao, bontolo, fotsy, amy, izao)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manao an' aina sy amborivory fotsiny, milaza hevitra an-terisetra sy tsy maintsy arahina na marina na diso [Rajemisa 1985]

2013/04/11