Teny iditra manao dia miverina
Singan-teny manao ; dia miverina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mamindrafindra ny tongotra saingy tsy mandroso fa mihemotra, mandroso miaoriana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20