Teny iditra manao ditra (tao, ditra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Mitovy hevitra: manao ambaton' ikaky ~ manao amboa ditsoka ~ manao ambodihidy ~ manao botraika ~ mitompo teny fantatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to act stubbornly, to be contumacious [Richardson 1885]
Mpanahaka  manao an-ditra

2013/03/06