Teny iditra manao entan' olo-malaina
Singan-teny manao ; entana ; olona ; malaina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona mitondra entana maro indray mandeha mba tsy hiverimberenany, ka misy simba na vaky ireo entana ireo [1.1]
Tovy hevitra manao entan' ny malaina

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23