Teny iditra manao fatra-maina (fatratra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mihinam-bary amin' izao tsy misy fangarony [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to eat rice without any gravy. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31