Teny iditra manao fe manao (tao, fe)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa) [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to just do something, to do something without care or zeal [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay Faire à peu près, par manière d’acquit [Abinal 1888]
 faire une chose comme-ci comme-çà [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31