Teny iditra manao findra hahy (tao, findra, hahy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mamindra voina na loza amin' ny hafa [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to borrow money to pay a debt, and thus becoming more involved in debt [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31