Teny iditra manaofotoamborozano > manao fotoam-borizano (tao, fotoana, borizano)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tsy mamonjy ny fotoana marina nifanaovana; mandiso fotoana; tratra aoriana [Ravelojaona 1937]
 [ manao fotoam-borozano ] tsy tonga amin' ny fotoana marina fa amin' izay fotoana tiana hahatongavana [Rajemisa 1985]