Teny iditra manao haingo ambony tsikoko (tao, haingo, ambony, tsikoko)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ireo miraratra ivelany nefa voretra sy maloto any anatiny ka tonga tsy misy hasiny ny tenany sy ny hasoan' ny fitafiana anaovany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31