Teny iditra manao hala Ikoto fa tian' Ikala (tao, hala, tia)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy hasosorana amin' ny olona iray noho izy tian' ny hafa [Rajemisa 1985]

2009/11/23