Teny iditra manao halana (tao, halana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny bibilava rehefa mihorongorona miendrika halana izy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy used of a serpent which rolls itself up in the form of a halana. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31