Teny iditra manao havako tsy meloka (tao, havana, tsy, heloka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny fiangarana ataon' ny lehibe mba tsy hanamelohana ny havany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31