Teny iditra manao havan' ny lahy sy havan' ny vavy (tao, havana, lahy, vavy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny mpivady miangatra amin' ny havany avy, ka ny an' ny tena hajaina fa ny an' ny iray kosa tsy raharahaina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31