Teny iditra manao hitsin-dalana
Singan-teny manao ; hitsin-dalana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy manaraka ny tena lalana fa manavatsava sy manitsy amin' izay akaiky
Entina milaza koa ny ankizy tsy mahalala fomba izay mandeha manitsy avy hatrany na misy olona na tsia eo anoloany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20