Teny iditra manao hodi-tsirany sy hodi-peny (tao, hoditra, sirana, fe)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza olona miangatra (samy hoditra tokony tsy hisy hafa ireo -- ny sirana sy ny fe ka tsy azo avahana ho tsy maharary raha amin' ny iray, fa manaintaina kosa amin' ny ilany faharoa) [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31