Teny iditra manao jadona (tao, jadona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manao teny tsy valiana; manao didy boraingona, manao teniko fe lehibe: Manao jadona izy raha miteny ka tsy tian' ny olona [Rajemisa 1985]

2009/11/07